skg_mat_text_reg/13/10.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 10 Niavy gny mpianatry voho nagnontany an'i Jesosy hoe: "Magnino iha miresaky amin'ny alalan'ny fagnohara amign'ny fokonolo reo?" \v 11 Namaly Jesosy voho nisafa hoe: "Nareo ro nomea tombony hahay gny raha mivony amign'ny fanjakan'ny lanitry, fa gnandreo tsy nomea an'zay. \v 12 Satria ndra ia ndra ia ro mana, ho maro koa aza ro homea azy. Fa ndra ia ndra ia ro tsy mana, na zay ananany aza hosintomy aminy koa.