1 line
434 B
Plaintext
1 line
434 B
Plaintext
\v 33 Ataovo soa gny hazo amzay mamoa soa, na ataovo raty gny hazo amzay mamoa raty, fa hay amign'ny vihiny gny hazo. \v 34 Nareo taranaky ny menarana, satria raty fanahy nareo, manao akory gny afahanareo mivola raha soa? Fa baka amign'ny habegn'ny ao am-po ro ivolagnan'ny vavany. \v 35 Gny olo soa baka amigny'ny harena soa ao am-pony ka mamokatry zay soa, fa gny olo raty baka amign'ny harena raty ao am-pony ro mamokatry zay raty. |