\v 18 " Jereo, gny mpanompoko zay fa nofiliko; ry ilay malalako, zay sitrakin'ny fanahiko mare didiky. Hapetrako ao amign'ny fanahiko, sady hanambara gny fitsarà amign'ny Jentilisa I.