skg_mat_text_reg/08/33.txt

1 line
243 B
Plaintext

\v 33 Ka nilay gny mpiamby koso voho nengany an-tana ka nikasa gny raha iaby tamin'ireo demoniaky. \v 34 Reo iaby gn'olo teo antana nitsena an'i Jesosy, kanefa vatany nahajilo azy reo, laha nifona tamin'i Jesosy mba hialany amin'gny faratiany.