skg_mat_text_reg/07/15.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 15 Mitandrema nareo, tsony ho voafitaky gny mpaminany sandoky zay mandalo aminareo amin'gny fisiky gn'ondry kanefa gny ao agnatiny amboa ly ta hamiravira.\v 16 Gny vihiny ro ahaiza nareo azy. Mioty voaloboky amin'gny fatiky va gn'olo ro mahazo aviavy amin'gny songosongo?\v 17 Manahaky an'zay iaby gny hazo , gny hazo soa mamoa vihiny soa fa gny hazo raty mamoa vihiny raty.