skg_mat_text_reg/23/13.txt

1 line
716 B
Plaintext

\v 13 Ka lozanareo, ry mpanora-dalana sy fariseo mpiahatsaravelatsihy! Fa arindrinareo amy gny olo gny fanjaka gny lanitry. Fa gnareo tsy mampilitry gny vatanareo, sady tsy enganareo reo zay ta hila hilitry. \v 14 [Fanamariha: Gny antotan-taratasy taloha ro tsy ahita gny fehezanteny hoe: 'Fa lozanareo, ry mpanora-dalana vohogny fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa mandany gny trano gny mpitondra tena, sady manao vavaky lavareny gnareo. Noho izay ro hahazo fanameloha bevata gnareo.] \v 15 Lozanareo, ro mpanora-dalana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandeha mitety gny riaky sy gny tany gnareo mba hampiova fo gny olo raiky, sady lafa miova I, ataonareo gny agnaky gny helo avo roa heny mihoatry noho gnanareo I.