\v 31 Ka mahakasiky gny fitsangana gny maty,mbo tsy novakianareo va zay nosafan-Dragnanahary taminareo,manao hoe: \v 32 "Zaho ro Andriamanitr'i Abrahama,Andriamanitr'Isaka,sady Andriamanitr'i Jakoba? Andriamanitry de tsy Andriamanitry gny maty,fa agn'gny velo." \v 33 Lafa nahare izay reo vahoaky,ka tandre tamy gny fampianarany.