\v 28 Vatany vo vitan'i Jesosy zay safagnin'zay, ka tseriky gny fokonolo tamin'gny fampianarany, \v 29 satria nampianatry andreo sahala gny manam-pahefa I, fa tsy manahaky gny mpanora-dala tamindreo.