diff --git a/04/23.txt b/04/23.txt index 853bb50..95ed5af 100644 --- a/04/23.txt +++ b/04/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 Gnandeha erak'i Galilia Jesosy, nampianatry tao amy gny synagoga reo, nitory gny safa soa gny fanjaka, voho gnanadranga reo karazan'arety iaby voho gny rofyh iaby tamy gny olo. \v 24 Niparitaky eran'i Syria gny vaovao mahakasiky Azy,ka nandesy gny olo Taminy teo zay marary iaby,marary gny karazan'arety sy fangirifiria reo demoniaka,sy zay marary gny androbe sy marary gny paralysia. Nositran'i Jesosy i reny. \v 25 Vahoaky maro avy baka Galilia,Dekapolisy,Jerosalema,Jodia voho gny baka agny an-dafin'i Jordana ro gnanaraky Azy. \ No newline at end of file +\v 23 Gnandeha erak'i Galilia Jesosy, nampianatry tao amy gny synagoga reo, nitory gny safa soa gny fanjaka, voho gnanadranga reo karazan'arety iaby voho gny rofy iaby tamy gny olo. \v 24 Niparitaky eran'i Syria gny vaovao mahakasiky Azy, ka nandesy gny olo Taminy teo zay marary iaby, marary gny karazan'arety sy fangirifiria reo demoniaka, sy zay marary gny androbe sy marary gny paralysia. Nositran'i Jesosy i reny. \v 25 Vahoaky maro avy baka Galilia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia voho gny baka agny an-dafin'i Jordana ro gnanaraky Azy. \ No newline at end of file