auto save

This commit is contained in:
MAD129 2020-07-31 04:08:22 -04:00 committed by root
parent 3a5faf34a0
commit e61800f7f6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 \v 39 Bakeo Jesosy nagnenga an 'reo fokonolo. Nagnariniky azy gny mpianatriny sady hisafa hoe:" Azavao aminay gny fagnohara momba gny tsimparifarin'ny Saha." Namaly Jesosy hoe: " gny nandatraky gny vihy soa to Zanak'olo.\v 38 Gny Saha ro zao tontolo izao; fa gny vihy soa to zanaky ny fanjakana. Gny tsimparifary dia reo zanaky ny raty sady gny fahavalo zay nandatraky azy reo ro Devoly. Gny fijinjana ro fahataperan'zao tontolo zao sady gny mpijinja reo ro anjely.
\v 36 \v 39 Bakeo Jesosy nagnenga an 'reo fokonolo. Nagnariniky azy gny mpianatriny sady hisafa hoe:" Azavao aminay gny fagnohara momba gny tsimparifarin'ny Saha." Namaly Jesosy hoe: " gny nandatraky gny vihy soa to Zanak'olo.\v 38 Gny Saha ro zao tontolo izao; fa gny vihy soa to zanaky ny fanjakana. Gny tsimparifary dia reo zanaky ny raty sady, gny fahavalo zay nandatraky azy reo ro Devoly. Gny fijinjana ro fahataperan'zao tontolo zao sady gny mpijinja reo ro anjely.