@ -0,0 +1 @@
Tsy izay misafa amiko hoe: Tompoko, Tompoko ro hilitry amin'gny fanjaka gny lagnitry, fa zay manao gny sitrapon'gny Babako zay agny an-dagnitry. Maro gny hisafa amiko amin'gny andro zay hoe