auto save

This commit is contained in:
MAD129 2020-07-19 05:08:10 -04:00 committed by root
parent 0715ee6aee
commit 77ed90ea4d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitandrema nareo, tsony ho voafitaky gny mpaminany sandoky zay mandalo aminareo amin'gny fisiky gn'ondry kanefa gny ao agnatiny amboa ly ta hamiravira. Gny vihiny ro ahaiza nareo azy. Mioty voaloboky amin'gny fatiky va
Mitandrema nareo, tsony ho voafitaky gny mpaminany sandoky zay mandalo aminareo amin'gny fisiky gn'ondry kanefa gny ao agnatiny amboa ly ta hamiravira. Gny vihiny ro ahaiza nareo azy. Mioty voaloboky amin'gny fatiky va gn'olo ro mahazo aviavy amin'gny songosongo? Manahaky an'zay iaby gny hazo , gny hazo soa mamoa vihiny soa fa gny hazo raty mamoa vihiny raty.