auto save

This commit is contained in:
MAD129 2020-07-23 06:43:20 -04:00 committed by root
parent 48982d9e9b
commit 6ef79bacb2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 \v 32 Noho izay , volagniko aminareo fa ho votora heloky gny olo amign' ny fahota voho gny fisafagna raty iabiaby, fa gny fisafagna raty amin' ny fanahy masina ro tsy hahazo famotora-heloky.Na ia na ia ro mikasa manohitry gn' anak'olo, ka ahazo famotora-heloky I. Fa na ia na ia ro manao safa manohitry gny fanahy masina, tsy ho hahazo famotora-heloky na amin' izao fiaina henaniky zao na amin'ny ho avy.
\v 31 Noho izay , volagniko aminareo fa ho votora heloky gny olo amign' ny fahota voho gny fisafagna raty iabiaby, fa gny fisafagna raty amin' ny fanahy masina ro tsy hahazo famotora-heloky. \v 32 Na ia na ia ro mikasa manohitry gn' anak'olo, ka ahazo famotora-heloky I. Fa na ia na ia ro manao safa manohitry gny fanahy masina, tsy hahazo famotora-heloky na amin' izao fiaina henaniky zao na amin'ny ho avy.