auto save

This commit is contained in:
MAD129 2020-10-23 02:43:45 -04:00 committed by root
parent c327ea457f
commit 34a39cf634
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Jesosy nivola raha maro tamindreo tamin'ny alalan'ny fagnohara. Hoy I hoe: "Nisy mpamboly raiky nandeha handatsaky vihy. \v 4 Nisy vihy sasany latraky tegny an-dala ka niavy gny voro nitimoky.\v 5 Gny vihy sasany koa nilatraky tegny amin'ny vato, zay tsy nahazoan' ireo nofon-tany soa. ka vatany nitiry regny saria tsy laliky gny tany. \v 6 Fa laha vo niboaky gny masoandro , nimaiky reo satria tsy nisy fakany sady nalemy.
\v 3 Jesosy nivola raha maro tamindreo tamin'ny alalan'ny fagnohara. Hoy I hoe: "Nisy mpamboly raiky nandeha handatsaky vihy. \v 4 Nisy vihy sasany latraky tegny an-dala ka niavy gny voro nitimoky. \v 5 Gny vihy sasany koa nilatraky tegny amin'ny vato, zay tsy nahazoan' ireo nofon-tany soa. ka vatany nitiry regny saria tsy laliky gny tany. \v 6 Fa laha vo niboaky gny masoandro , nimaiky reo satria tsy nisy fakany sady nalemy.