auto save

This commit is contained in:
MAD129 2020-09-02 07:39:15 -04:00 committed by root
parent 951158abd0
commit 261542a3d8
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zay,intoy,maniraky mpaminany sy olo hendry sady mpanora-dalana ho agnarei Aho. Gny sasany amy ndreo ho vonoinareo sy hahantonareo;voho gny sasany ho vangoinareo ao amy gny synagoganareo sady handroaky azy hiala ao an-tana. Gny vokatry gny zay ro hivaly anareo gny lio marina zay nalatsaky teto an-tany iaby,nanomboky tamy gny lion'i Abela marina,ka hatramy gny lion'i Zakaria
\v 34 \v 35 \v 36 Noho zay,intoy,maniraky mpaminany sy olo hendry sady mpanora-dalana ho agnarei Aho. Gny sasany amy ndreo ho vonoinareo sy hahantonareo;voho gny sasany ho vangoinareo ao amy gny synagoganareo sady handroaky azy hiala ao an-tana. Gny vokatry gny zay ro hivaly anareo gny lio marina zay nalatsaky teto an-tany iaby,nanomboky tamy gny lion'i Abela marina,ka hatramy gny lion'i Zakaria agnak'i Barakia,zay novonoynareo tanelanela gny fitoera masy sy gny Alitara. Volaniko aminareo gny to,fa gny raha iaby ro ho avy amin'ity taranaky ty.

1
23/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nao Jeros