auto save
This commit is contained in:
parent
dba9a444d0
commit
131a467ddc
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Lafa niavy baka my faritsy akaikiny Kaisaria-fiipo Jesosy, nagnontany any mpianatsiny I manao hoe: Ataony olo ho ia moa gny gnanak'olo? Zao gnataondreo hoe:" Gny sasany magnambara fa Jaona mpanao batisa, gny sasany, Elia; gny hafa, Jeremia na raiky tamy mpaminany reo." Hoy I tamindreo hoe:" Ka nareo koa manao Ahy ho ia
|
\v 13 \v 14 \v 15 \v 16 Lafa niavy baka my faritsy akaikiny Kaisaria-fiipo Jesosy, nagnontany any mpianatsiny I manao hoe: Ataony olo ho ia moa gny gnanak'olo? Zao gnataondreo hoe:" Gny sasany magnambara fa Jaona mpanao batisa, gny sasany, Elia; gny hafa, Jeremia na raiky tamy mpaminany reo." Hoy I tamindreo hoe:" Ka nareo koa manao Ahy ho ia? Nmamaly Simona Petera nanao hoe: " Iha ro Kristy , gnanaky gnazy Zagnahary velo."
|
Loading…
Reference in New Issue