skg_gal_text_reg/01/21.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 21 Bakeo nandeha aho tamin'ny tanin'i Siria sy Kilikia. \v 22 Mbo tsy nihay tamy gny fiangonan'i Jodia amin'i Kristy aho.\v 23 Re ndreo avao ny vosafa hoe :'' Gnazy johary raiky nanindy antsika taloha iny, enaniky io i lasa manambara gny finoa nitiany nivonoa.'' \v 24 Baka amin'izay, laha nidera an-Dragnahary reo antony baka amiko.