Volaniko zay ho agny tombotsoanareo manoka, fa tsy hametraky gnazy iaby sakatsaka aminareo. :ivola agn'izay aho roho gnazy mary, amy zay nareo mba hanolotsy tena agny Tompo tsy misy fanelingelena.