plt-x-tanala_rev_text_reg/22/14.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 14 Tretrike ny ijay manasa ny ankanjon'dreo mba hahazo alalagna mihinagna laha tamin'ny hazon'ny fiainana sy hiditre ao amin'ny tanàna laha teo amin'ny vavahady. (Fagnamarihana: Raha tokony: ''Tretrike ny ijay manasa ny ankanjon'ndreo.'' Ny antontan-taratasy hafa taloha die mivaky hoe: ''Tretrike ny ijay manao ny didiny.'') \v 15 Fa agny ivelany ny amboa, ny mpanao ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olo, ny mpanompo sampy, die ijay manontolo tia mivandy sy ny mivandy.