plt-x-tanala_rev_text_reg/22/03.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 3 Ka tsy hisy koa ny vôhozogna. Ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry die ho ao amin'ny tanàna, die ny mpanompony die hanompo Anajy. \v 4 Hahita ny Tarehiny an'dreo, die ny Agnarany die ho eo amin'ny handrignan'dreo.\v 5 Ka tsy hisy aligna koa; an'dreo die tsy mila fahazavan'ny jiro na masoandro koa satria ny Tompo Andriamanitre no hazava eo amin'dreo. Die hanjaka mandrakizay doria an'dreo.