plt-x-tanala_rev_text_reg/06/15.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 15 Avy teo ny mpanjakan'ny tany sy ny olo manan-danja, sy ny jeneraly, ny mpanan-karena, ny mahery, ary ny hafa aby daholo, andevo sy afaka, nisitrika tao agnatin'ny lava-bato sy tamin'ny vatolampin'ny tendrombohitra.\v 16 Nijaka tamin'ny tendrombohitra sy tamin'ny vatolampy areo: "Milavoa aminay! Asitriho amin'ny tavan'ny ijay mipetraka eo amin'ny seja fiandrianana sy amin'ny fahavigniran'ny Janak'ondry ahay. \v 17 Fa Tonga ny andro lehiben'ny fahavigniran'dreo. Ija no hahavita hiaritre?"