plt-x-tanala_num_text_reg/11/11.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 11 Hoy Mosesy tamin'i Yaveh hoe: "Nagnino Anao no mampijaly ny mpanomponao? Nagnino Anao no tsy faly amin'ahe? Nampibatanao ny enta-mavesatr'ireo olo ireo iaho. \v 12 Iaho ve ny namorogna ny olo abiaby io? Iaho ve niteraka an-dreo no hivoriananao amin'ahe hoe: 'Totroy eo an-tratranao hôtran'ny fitrotroana jaja areo?' Tokone hitondra an-dreo agne amin'ny tany ijay nampagnantenainao homena ny rajamben-dreo ve iaho?