1 line
295 B
Plaintext
1 line
295 B
Plaintext
\v 9 Laha nilatsaka teo amin'ny toby ny ranon'ando ny aligna, die nilatsaka mandy koa ny mana. \v 10 Naharegny ny olo nitagny tao amin'ny havan-dreo Mosesy, ka ny lelahy abiaby die teo amin'ny fidirana ho agne amin'ny laine. Vignitra nahare Yaveh, ka diso teo amason'i Mosesy ny fitaregnan-dreo. |