plt-x-tanala_num_text_reg/11/07.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 7 Ny mana die hôtran'ny vôn-drafy. Manahaka ny ditin-kajo ijay. \v 8 Nienga nagnodidigna ny olo ka namory an'ijay. Nitotoin-dreo tamin'ny fanotoam-bary ijay, nitotoina tamin'ny dango, nampangotrahina tagnaty vilagny, ka natao mofo mamy. Nitovy tsiro tamin'ny menake oliva vaovao ijay.