1 line
283 B
Plaintext
1 line
283 B
Plaintext
\v 33 Nandeha nenga ny tampom-bohitr'i Yaveh nandritra ny telo andro areo. Ny fiaran'ny ny fagniken'i Yaveh nienga talohakan-dreo teo nandritra ny hateloana mba handrembe toerana helana vijake hôn-dreo. \v 34 Ny rahogn'i Yaveh die teo ambonin-dreo tamin'ny atoandro laha nenga areo. |