plt-x-tanala_num_text_reg/10/11.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 11 Tamin'ny taogna faharoe, tamin'ny volagna faharoe, tamin'ny andro faha rôpolon'ny volagna, die nagnanike laha teo amin'ny tabernakelin'ny lalàn'ny fagnikena ny rahogna. \v 12 Nanohy ny diane nenga tagny agn'efitr'i Sinay ny fokon'olon'Israely. Nijanogna teo amin'ny efitr'i Parana ny rahogna. \v 13 Nagnano ny dian-dreo vôlohane, araka ny didin'i Yaveh ijay tamin'ny alalan'i Mosesy areo.