plt-x-tanala_num_text_reg/10/10.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 10 Sady koa, amin'ny fotôgnan'ny fankalajana, die ny fifalifaliana mahajatre sy amin'ny fendohan'ny volagna, die tsy mentsy hitsoke ny trompetra anareo ho fankalajana ny fagnatitra orônareo sy ny sorogna hafa hôn'ny fagnati-pihavagnanareo. Hatao ijay ho fahatserovanareo an'Ahe, ny Andriamanitrareo. Iaho no Yaveh Andriamanitrareo."