plt-x-tanala_num_text_reg/10/06.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 6 Laha mitsoke ny fanerana mahare fagnindroane anareo, die hanomboke ny dian-dreo ny toby agne atsimo. Tsy mentsy mitsoka mahare hôn'ny diane areo. \v 7 Laha mivory miaraka ny fengonana, die tsofy ny trompetra, fa tsy mahare be. \v 8 Ny janaka lahin'i Arona, ny mpisorogna, ny tsy mentsy mitsoka ny trompetra. Ijay die ho lalàna mandrakariva hônareo hatamin'ny taranakin'ny fokon'olonao.