plt-x-tanala_num_text_reg/09/18.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 18 Araka ny nandidian'i Yaveh, ny fokon'olon'Israely die nenga, ka tamin'i didine, ny nitobian-dreo. Laha nijanogna teo ambonin'ny tabernakely ny rahogna, die nijanogna tagne amin'ny tobine areo. \v 19 Laha nijanogna andro maromaro teo amin'ny tabernakely ny rahogna, die nagnaraka ny torolalagn'i Yaveh areo ka tsy nenga.