1 line
481 B
Plaintext
1 line
481 B
Plaintext
\v 18 Efa nangala ny Levita laha teo amin'ny fokon'olon'Israely ho solon'ny lahimatoa abiaby Iaho. \v 19 Efa nagnome ny Levita ho fagnomejana hôn'i Arona sy ny janagne lahy Iaho. Efa nangala an-dreo laha teo amin'ny fokon'olon'Israely mba hambôtre ny asan'ny fokon'olon'Israely ao amin'ny tragno lay fihôgnana Iaho. Efa nagnome an-dreo ho fagnavotana hôn'ny fokon'olon'Israely Iaho mba tsy hisy areti-mandripake handraha ny fokon'olo laha vô magnariny ny toerana masina areo." |