\v 1 Yaveh nivoria tamin'i Mosesy. Hoy ijy hoe: \v 2 "Mivoriana amin'i Arona. Jakay amin'aje hoe: 'Tokone hagnome hajavana eo alohakan'ny fipitrahan-jiro ny jiro fito laha mampirehitre an'io anao."'