plt-x-tanala_num_text_reg/07/24.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 24 Tamin'ny andro fahatelo, Eliaba janak'i Helona, mpitarika ny taranak'i Zebolona, ny nagnome sorogna. \v 25 Ny sorognane die vilia volafotsy raike milanja sekely 130, ary vilia jobo raike milanja sekely fitopolo araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samby feno lafarinina tsara toto mifangaro menake hôn'ny fagnatitra hohanina io raha io. \v 26 Nagnome vilia volamena milanja sekely folo, feno ditin-kajo magnitre mandy koa ijy.