|
\v 18 Ôka hibory ny lohane ny Nazirita ho fanehoana ny fitokagnane hôn'Andriamanitra eo amin'ny fidirana megnao amin'ny tragno lay fihôgnana. Ôka hangala ny volo eo an-dohane ijy ka handefa an'ijay ao agnaty afo ijay ao ambanin'ny sorogna ho fagnati-pihavagnana. |