plt-x-tanala_num_text_reg/05/20.txt

1 line
674 B
Plaintext

\v 20 Fa laha anao, ijay viave vôfehin'ny sakejane, no efa naniasia, ka laha vôloto anao, ka laha nisy lelahy hafa niara-natory taminao, \v 21 die, (tsy mentsy ny mpisorogna ny mampambôtre fifantana ijay afaka mitondra ny tsitsike amin'aje amin'ilay viave, die tsy mentsy hanohy voria amin'ilay viave ijy) 'Yaveh hagnano anao agnaty tsitsike ijay hatoro amin'ny fokon'olonao hanahaka an'ijay. Die hipoitre ijay laha atan'i Yaveh miha lò ny fenao ka mivonto ny trokanao. \v 22 Itoy rano ijay mitondra tsitsike itoy die hiditra ao amin'ny vavogninao ka hampivonto ny trokanao ary harary ny fenao.' Die ôka hamaly raviave hoe: "Ieke, abilay hipoitre ijay laha diso iaho.'