\v 16 Ôka hitondra an'aje marivo ka hametraka an'aje eo agnatrehan'i Yaveh ny mpisorogna. \v 17 Ôka hangala ny sinin-drano vôhasigna sady hangala botany laha tamin'ny tanin'ny tabernakely ny mpisorogna. Ôka hagnisy ny botany ao agnatin'ny rano ijy.