plt-x-tanala_num_text_reg/05/13.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 13 Ary reso hoe misy lelahy hafa miara-matory amin'aje. Amin'ijay, die vôloto ijy. Na die tsy hitan'ny sakejane aja ijay na fantany ny momban'ijay, ka na die misy na raike aja mahatratra an'aje eo am-pamboarana an'ijay ka tsy misy na raike aja mitsangagna vavolombelogna mitory an'aje, \v 14 na die ijay aja, ny fagnahin'ny hasarotam-piaro die magnambara hatagne amin'ny lahy fa vôloto ny sakejane. Kanefa, ny fagnahin'ny hasarotam-piaro die ho avy hivande amin'ny lelahy laha tsy vôloto ny sakejane.