1 line
445 B
Plaintext
1 line
445 B
Plaintext
\v 5 Nivoria tamin'i Mosesy Mosesy indraike Yaveh. Hoy ijy: \v 6 "Mivoriana amin'ny fokon'olon'Israely. Laha magnano fahotana ny lelahy na viave manahaka ny famboarin'olo, ka tsy matoky an'Ahe, die diso ijay olo ijay. \v 7 Ka tsy mentsy magneky ny hadisoane ijay efa vitane ijy. Tsy mentsy honerane tanteraka ny vidin-kelokane ka hagnampy ny avo dimy heny amin'ny vidine. Tsy mentsy hagnome an'ijay amin'ny raike ijay namboarane ny tsy mety ijy. |