plt-x-tanala_num_text_reg/05/01.txt

1 line
544 B
Plaintext

\v 1 Yaveh nivoria tamin'i Mosesy. Hoy ijy hoe: \v 2 "Didio ny fokon'olon'Israely mba handrôka ny abiaby misy aretin-koditre hienga tao amin'ny toby, ary ijay misy ratre mitsike, ary ijay abiaby maloto tamin'ny fikasihana faty. \v 3 Na lelahy na viave, die tokone hampengainao tao amin'ny toby areo. Tokone tsy handoto ny toby areo, satria ao Iaho no mitoboke."\v 4 Die nagnano an'ijay ny fokon'olon'Israely. Die nalefan-dreo hienga tao amin'ny toby areo, araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy. Die nankatò an'i Yaveh ny fokon'olon'Israely.