plt-x-tanala_num_text_reg/04/46.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 46 Ka nagnisa ny Levita abiaby araka ny fokon-dreo tao amin'ny havan'ny rajambene \v 47 nanomboka tamin'ny telopolo ka hatamin'ny dimampolo taogna i Mosesy, Arona, ary ny mpitarik'Israely. Nisain-dreo ijay abiaby hiasa ao amin'ny tabernakely, sy ijay hitondra sady hikarakara ny fanaka ao amin'ny tragno lay fihôgnana. \v 48 Olo 8.580 ny vôisan-dreo.