plt-x-tanala_num_text_reg/04/42.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 42 Ny taranak'i Merary die nisaina tao amin'ny fokon-dreo araka ny ankohonan'ny rajamben-dreo, \v 43 manomboka amin'ny telopolo ka hatamin'ny dimampolo taogna, ijay abiaby hiditra ao amin'ny antoko mba hanompo ao amin'ny tragno lay fihôgnana. \v 44 Ny olo abiaby, die nisaina araka ny fokon-dreo sy ny ankohonan'ny rajamben-dreo aby, 3.200 isa.