1 line
314 B
Plaintext
1 line
314 B
Plaintext
\v 29 Tsy mentsy magnisa ny taranak'i Merary araka ny fokon-dreo anareo, ka mandahatra an-dreo araka ny havan'ny rajamben-dreo, \v 30 manomboka amin'ny telopolo taogna loho miakatre ka hatamin'ny dimampolo taogna. Isay ijay abiaby hienga hagnatevin-daharana ny antoko sady hanompo ao amin'ny tragno lay fihôgnana. |