plt-x-tanala_num_text_reg/04/27.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 27 Arona sy ny janagne lahy die tsy mentsy magnatoro ny asan'ny taranaky ny Gersonita abiaby, amin'ijay abiaby indôsin-dreo, ary amin'ny fanompôn-dreo abiaby. Tsy mentsy tondroinare amin'ny andrekine abiaby ijy. \v 28 Ijay ny fanompôn'ny fokon'ny taranaky ny Gersonita hôn'ny tragno lay fihôgnana. Itamara janaka lahin'i Arona mpisorogna die tsy mentsy mitarika an-dreo amin'ny fanompône.