plt-x-tanala_num_text_reg/04/12.txt

1 line
706 B
Plaintext

\v 12 Tsy mentsy mangala ny fitôvana hesana abiaby agne amin'ny toerana masina areo ka mamogno an'ijay ao agnatin'ny lamba manga. Tsy mentsy manarogna an'ijay amin'ny hodi-takasy areo ka mametrake ny fitôvam-pesana eo amin'ny rafitra filanjana. \v 13 Tsy mentsy mangala ny lakevogna amin'ny alitara areo ka mametrake lamba volomparasy eo amin'ny alitara. \v 14 Tsy mentsy apetrakan-dreo ny rafitra filanjana ny fitôvam-pesana abiaby ijay ampesain-dreo amin'ny asan'ny alitara. Ireo fitôvana ireo die ny fitondrana afo, fitreby, lapelina,vilia famafajana. ary ny fitôvam-pesana hafa abiaby hôn'ny alitara. Tsy mentsy manarogna ny alitara amin'ny hodi-takasy areo ka avy teo mametrake ny bao filanjana.