plt-x-tanala_num_text_reg/04/09.txt

1 line
582 B
Plaintext

\v 9 Tsy mentsy mangala lamba manga areo ka manarogna ny fipitrahan-jiro, miaraka amin'ny fagnilon'ijay, ny hety, ny fipitrahan-dakevogna, ary ny fipitrahan-diloilo hôn'ny fagnilo. \v 10 Tsy mentsy atobokan-dreo ao agnatin'ny fanarognana vita amin'ny hodi-takasy ny fanôvan-jiro sy ny fitôvane abiaby miaraka amin'ijay, ka tsy mentsy atobokan-dreo eo ambonin'ny rafitra filanjana ijay. \v 11 Tsy mentsy mamelatra lamba manga eo ambonin'ny alitara volamena areo. Tsy mentsy manarogna an'ijay amin'ny fanarognana vita amin'ny hodi-takasy areo, ka avy teo mametaka ny bao filanjana.