plt-x-tanala_num_text_reg/03/36.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 36 Ny taranak'i Merary die tokone hikarakara ny rafitry ny tabernakely, ny galane, tsanganana, faladiane, ny fitôvana abiaby, sy ijay abiaby mikasika an'io, agnatin'ijay ao \v 37 ny andry sy tsanganan'ny kianja ijay magnodidigna ny tabernakely, miaraka amin'ny faladian'io, firaviravian-draha, sy tady.