plt-x-tanala_num_text_reg/02/34.txt

1 line
198 B
Plaintext

\v 34 Ny fokon'olon'Israely die nambôtre ijay abiaby nampanôvin'i Yaveh an'i Mosesy. Nitoby araka ny fanevane areo. Nivôke ny toby araka ny fokone areo, araka ny filaharan'ny havana'ny rajambene.