plt-x-tanala_num_text_reg/02/03.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 3 Ny hitoby atsignanan'ny tragno lay fihôgnana egne, ijay hiposahan'ny masoandro, die areo ny tobin'ny Joda ka mitoby araka ny vondrogne areo. Nasona janaka lahin'i Aminadaba ny mpitariky ny fokon'olon'i Joda. \v 4 Ny isan'ny fokon'olon'i Joda die 74.600.