plt-x-tanala_num_text_reg/01/51.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 51 Laha mila afindra hômin'ny toeran-kafa ny tabernakely, die ôka hangala an'ijay ny Levita. Laha tokone hatoboke ny tabernakely, die ôka hametraka an'ijay ny Levita. Ijay olon-kafa magnariny ny tabernakely die tsy mentsy ho faty. \v 52 Laha nametraka ny lainy ny fokon'olon'Israely, die ôka hagnano an'ijay eo akekin'ny faneva ijay an'ny vondrogn'ny mitam-pediana ny lelahy kiraidraike aby.