plt-x-tanala_num_text_reg/01/44.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 44 Niara-nagnisa ireo lelahy abiaby ireo, niaraka tamin'ny lelahy roe ambin'ny folo ijay nitarika ny foko roe ambin'ny folon'Israely i Mosesy sy Arona. \v 45 Ka ny lelahin'Israely rôpolo taogna na mihôtre abiaby, ny abiaby afaka miady agne an'ady, die nisaina kiraidraike tamin'ny havan-dreo. \v 46 Niisa 603.550 lahy areo.