|
\v 24 Nisaina ny agnaran'ny lelahy abiaby ijay rôpolo taogna na mihôtre afaka mienga an'ady laha tamin'ny taranak'i Gada, laha tamin'ny fireketana an-tsoratre ny antokon'ny rajambene sy ny havan-dreo. \v 25 Niisa 45.650 lahy areo laha tamin'ny fokon'i Gada. |